NOSIKO (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toerana mamiko indrindra
Tananan’i Kaky taloha
Akany izay tsy mba hafindra
tononkira.serasera.org Fonenan’i Neny fahiny
Gasikarako, gasikarako
aminao
No tiako hiafarako
Tsinjovy izahay
lavitra anao
fa hody aminao
Indray andro any
Gasikarako, gasikarako
aminao
No tiako hiafarako
Akany izay
uespzs tsy mba hafindra
Fonenana mamiko
Indrindra
Gasikarako!!!
Topnony sy umltoitq Feony : Jérôme RANDRIA
lvlrnkha 1958
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 3857
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Naly Randria
Date : 19/02/2003 04:01
