Neny (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pwckzh Nitsiky ianao, ry Neny tiako,
Fa fantatrao ny hafaliako.
Vao tonga teto an-tany aho,
Eny, hatramin’izao,
Dia nisahirana amiko ckqpns ianao.
Roapolo taona ’zao androko izao,
Tsaroako foana fa tia ahy ianao.
Eny, eran-tany amin’izao tontolo izao,
Ianao no tsara indrindra,
Tsy foiko anatiko ao.
Neny, tiako ianao,
Masoandrom-pifaliako.
Neny, tononkira.serasera.org tiako ianao,
Fa mitantana ny diako.
Ny zavatry ny tany,
Mandalo eto ihany,
Fa tsy ritra, tsy mankaleo
Ny fitiavanao.
Izany adalako,
Raha mitomany ianao,
Mananatra ahy mangina,
Manoro tsotra izao.
Fantatro, ry Neny,
Fantatro ireny,
Fitiavana tsy ho ewney lo doria.
Fa fantatrao ny hafaliako.
Vao tonga teto an-tany aho,
Eny, hatramin’izao,
Dia nisahirana amiko ckqpns ianao.
Roapolo taona ’zao androko izao,
Tsaroako foana fa tia ahy ianao.
Eny, eran-tany amin’izao tontolo izao,
Ianao no tsara indrindra,
Tsy foiko anatiko ao.
Neny, tiako ianao,
Masoandrom-pifaliako.
Neny, tononkira.serasera.org tiako ianao,
Fa mitantana ny diako.
Ny zavatry ny tany,
Mandalo eto ihany,
Fa tsy ritra, tsy mankaleo
Ny fitiavanao.
Izany adalako,
Raha mitomany ianao,
Mananatra ahy mangina,
Manoro tsotra izao.
Fantatro, ry Neny,
Fantatro ireny,
Fitiavana tsy ho ewney lo doria.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 7909
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ari.malala
Daty : 01/04/2008 13:01
