Na tsiky na tomany (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsiky na tomany samy iderako anao
Ry Ray fa avy taminao
Izany ny foko na hiloatra fifaliana na hisento
Hidera anao ihany
Ny doboky ny uznt foko maneho fifaliana
Ny sentoko misoko milaza fijaliana
Ireny rehetra ireny iderako anao
Ka sahiko ny miteny izao fanekena izao
Lanjaiko ampifaliana tsy misy mampanahy
Ny hazo fijaliana izay nanavotana ahy
Na vodst andro mibaliaka na manjombona aoka izany
Dia mbola iderako anao
Izany na dia hatsiaka mamanala tsy hiala aminao
Ny fo Jeso malalako
Na tononkira.serasera.org faly aho na osa hidera sesilany
Ny masoko na kotsa hahita cikgtwd anao hatrany
Ireny rehetra ireny hiderako anao
Ka sahiko ny miteny izao fanekena izao
Lanjaiko am-pifaliana tsy misy mampanahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MpitoryHits : 17924
Likes : 2 Like
Created by : admin
Date : 22/08/2002 12:03