MODIA (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Modia, modia,
Ry olona efa simban’ota
Fa zvnbawh ahy ianao
Ka satriko hiverina
Jesosy tia, no miantso anao an-tambitamby
Ianao mpania, lazainy fa malalany
Ilaozy ny haratsiana
Afoizo ny otanao
Ekeo fa Jesosy re no hany tsy mandao
Jesosy no miantoka kexfco ny fiainan’izay mandray
Ny famonjena nataony tao Kalvary
Indrisy Tompo
Fa olom-poana nefa dia antsoinao
Nandà ny tononkira.serasera.org tsara, tsy tia fahamarinana
Ekeko Tompo, Anao ny fiainako rehetra
Ho ato am-poko ’lay hazo fijaliana
Ilaozako ny haratsiana
Afoiko ny otako
Ekeko fa Jeso no hany tsy mandao
Jesosy no làlana sy weqi fahamarinana
Fiainana azo ianteherana
T/F Dr Andriamiadamahatratra Miharilaza
Ry olona efa simban’ota
Fa zvnbawh ahy ianao
Ka satriko hiverina
Jesosy tia, no miantso anao an-tambitamby
Ianao mpania, lazainy fa malalany
Ilaozy ny haratsiana
Afoizo ny otanao
Ekeo fa Jesosy re no hany tsy mandao
Jesosy no miantoka kexfco ny fiainan’izay mandray
Ny famonjena nataony tao Kalvary
Indrisy Tompo
Fa olom-poana nefa dia antsoinao
Nandà ny tononkira.serasera.org tsara, tsy tia fahamarinana
Ekeko Tompo, Anao ny fiainako rehetra
Ho ato am-poko ’lay hazo fijaliana
Ilaozako ny haratsiana
Afoiko ny otako
Ekeko fa Jeso no hany tsy mandao
Jesosy no làlana sy weqi fahamarinana
Fiainana azo ianteherana
T/F Dr Andriamiadamahatratra Miharilaza
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MpitoryVisites : 4244
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rakotorado
Date : 27/10/2006 13:00
