Andriamanitro ô ! (Ny Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô !
Ny foko hidera Anao
Ny ogmk feoko tononkira.serasera.org no hasandratro
Fa Ianao hvbpmuwq no Tompoko.

Voaharinao ny tenako
Nokoloinao tanteraka
Mamiko ianao, mamiko tokoa
Satria mpanasoa sy mpanamboatra
Hahatonga ahy ny ho sambatra
Sy ho velona finaritra.

Indro aho manetry tena
Sy manao ny fanekena
Anatrehanao ry cxrlmoju Ray
Ho Anao mandrakizay !

Jesosy ô, inty aho re,
Manolo-tena mba ho Anao !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Mpitory
Vangy : 14139
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Iketaka
Daty : 15/05/2003 14:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308