Taraina (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao ry Jesosy TompoNo anandratako ny fanahiako
Andriamanitra ‘zay itokiako
Ianao irery no hofidiko
Ô ry Jesô Tompo mba vonjeo! (Trio)
Tomoera eto anilako
Hanafaka ny ziogako
Fa mavesatra tsy zakako
Ka mila tsy ho tantiko
Jesô, Jesô, Jesô
Tsy zakako,
Jesô, Jesô, Jesô
Tsy tantiko.
Ziogako, mavesatra tsy zakako
Ziogako, mavesatra tsy tantiko (Bass)
ARNELL Hasina & Marijà
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY MPIANTAFIKA GospelHits : 1810
Likes : 0 Like
Created by : aah
Date : 17/11/2008 06:34