Misaotra Anao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao zahay Ry Ray
Noho ny fitantananao ny fiainanay
Midera mankalaza, manandratra ny Anaranao,
'Lay feno ny voninahitra
Misaotra Anao zahay Ry Ray
Noho ny fitantananao ny fiainanay
Tiako ny miaina anilanao Ry Ray
Ka misaotra jastthx e, misaotra Anao
Satria tsy misy maharombaka
Fa mbola misaotra Anao dia misaotra Anao
Noho ireo fitiavana atolotrao
Fa mendrika ho deraina ny Anaranao,
Anarana Masina
Fa mbola hitory hatrany, n’aiza n’aiza maneran-tany
Hamonto filazantsara ho an’ny taranaka afara
Ka hafantatra avokoa an’i Kristy Jesoa
Misaotra Anao zahay Ry Ray
Noho ny Fitantananao ny fiainanay
Midera mankalaza, manandratra ny Anaranao,
'Lay feno ny voninahitra
Misaotra Anao zahay Ry Ray
Noho ny fitantananao ny fiainanay
Ireo tononkira.serasera.org talenta nomenao, entinay hiderana cveffpu Anao, ka mankasitraka

Hamonto filazantsara rdqafygw ho an’ny taranaka afara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsafiaVisites : 359
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sanda825
Date : 14/08/2025 21:09