You are here: home > Tononkira > NY ANTSAFIA

JESOA NO LALANA (NY ANTSAFIA)

Ho anao izay
Mandré izao antso anio izao
Antso ho anao, « mandehana »
Hambarao Jesô ô ô!
Ilay Mpamonjy anao ô ô!
Raha sendra olam-piainana indraindray
Ka mila ho lavo tsy tafarina
Tsy misy afa ts’i Jesosy ihany no
Afaka Hamonjy anao

Réfrain:
Jesô,  Jesô oô!
Izy no làlana
Jesô,  Jesô oô!
Sy fahamarinana
Jesô,  Jesô oô!
Izy no làlanatononkira.serasera.org
Jesô,  Jesô oô!
ILAY mpiandry tsara ho ahy sy ho anao.

Tsarovy fa Jeso tsy mba mandao anao
(tsy andao anao, amin’ny andro izay ilanao azy,
Ka ande hanaraka Azy o ô!
(tsy mba andao …….)

‘reo fahotana ‘rehetra ifonao
Ny enta-mavesatra omeo Azy izao!
Dia manatona Azy amin’ny fo
Eh! tiany ianao sy asiany soa

Dia manatona Azy amin’ny fo
Eh! tiany ianao sy asiany soa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : NY ANTSAFIA
Mpamaky : 688
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : NYANTSAFIA
Tamin'ny : 02/10/2014 12:49:30
ID : 6757

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo