JESOA NO LALANA (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay
Mandré izao tononkira.serasera.org antso anio izao
Antso ho anao, « mandehana »
Hambarao Jesô ô ô!
Ilay Mpamonjy anao ô ô!
Raha sendra olam-piainana indraindray
Ka mila ho lavo tsy tafarina
Tsy misy afa ts’i Jesosy ihany no
Afaka Hamonjy anao
Réfrain:
Jesô, Jesô oô!
Izy no làlana eobhdy
Jesô, Jesô oô!
Sy fahamarinana
Jesô, Jesô oô!
Izy no làlana
Jesô, Jesô oô!
ILAY mpiandry tsara ho ahy sy ho anao.
Tsarovy fa Jeso tsy mba mandao anao
(tsy andao anao, amin’ny andro izay ilanao azy,
Ka ande hanaraka Azy o ô!
(tsy mba andao …….)
‘reo fahotana ‘rehetra ifonao
Ny enta-mavesatra omeo Azy izao!
Dia wvkluhi manatona Azy amin’ny fo
Eh! tiany ianao sy asiany soa
Dia manatona Azy amin’ny fo
Eh! tiany ianao ahnwvyu sy asiany soa
Mandré izao tononkira.serasera.org antso anio izao
Antso ho anao, « mandehana »
Hambarao Jesô ô ô!
Ilay Mpamonjy anao ô ô!
Raha sendra olam-piainana indraindray
Ka mila ho lavo tsy tafarina
Tsy misy afa ts’i Jesosy ihany no
Afaka Hamonjy anao
Réfrain:
Jesô, Jesô oô!
Izy no làlana eobhdy
Jesô, Jesô oô!
Sy fahamarinana
Jesô, Jesô oô!
Izy no làlana
Jesô, Jesô oô!
ILAY mpiandry tsara ho ahy sy ho anao.
Tsarovy fa Jeso tsy mba mandao anao
(tsy andao anao, amin’ny andro izay ilanao azy,
Ka ande hanaraka Azy o ô!
(tsy mba andao …….)
‘reo fahotana ‘rehetra ifonao
Ny enta-mavesatra omeo Azy izao!
Dia wvkluhi manatona Azy amin’ny fo
Eh! tiany ianao sy asiany soa
Dia manatona Azy amin’ny fo
Eh! tiany ianao ahnwvyu sy asiany soa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsafiaVisites : 2193
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : NYANTSAFIA
Date : 02/10/2014 12:49
