Masina (Ny Antsa Mass Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera Anao
Mankalaza Anao
Fa Masina Ianao
Tonga izahay
Mankalaza Anao ry Ray
Fa idhid Masina Ianao
Lehibe tokoa izany fitiavanao
Hatrizay sy ho mandrakizay
Indro hira vaovao atolotray
Ho fiderana Anao ry Ray
Fa Masina indrindra Ianao
Tsy tononkira.serasera.org manam-paharoa cblbxq Ianao
Miankohoka an-tongotrao
Izay rehetra zanakao
Aleluia, Masina Ianao
Mpanjakan'ny Mpanjaka
Ambonin'izao rehetra csaxux izao
Aleluia, Masina Ianao
Tompon'ny Tompo
Zoky Be Fitia
A/C: Sandratra Minohasina
Mankalaza Anao
Fa Masina Ianao
Tonga izahay
Mankalaza Anao ry Ray
Fa idhid Masina Ianao
Lehibe tokoa izany fitiavanao
Hatrizay sy ho mandrakizay
Indro hira vaovao atolotray
Ho fiderana Anao ry Ray
Fa Masina indrindra Ianao
Tsy tononkira.serasera.org manam-paharoa cblbxq Ianao
Miankohoka an-tongotrao
Izay rehetra zanakao
Aleluia, Masina Ianao
Mpanjakan'ny Mpanjaka
Ambonin'izao rehetra csaxux izao
Aleluia, Masina Ianao
Tompon'ny Tompo
Zoky Be Fitia
A/C: Sandratra Minohasina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Antsa Mass ChoirVisites : 2454
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : minohasina2016
Date : 25/08/2016 08:41
