Vol 2. BABONAO (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reférence :
« Isika tia, satria Izy efa dia antsika taloha. » (1 Jaona 4:19)
---------------------------------------------------------------------
1. Inona re no iriko tahaka Anao Jesosy ô!
Ny laza soa, voninahitra, ifbu harena koa
Sanatria
Fa zava-poana ireo
Mihelina avokoa
Fa tsy misy izay mahasoa
Jesosy ô!
2. Hianao Jesoa no tiako sy mamiko
Satria Hianao ilay efa tia ahy taloha
Nahafoy aina bjhv Hianao
Ny rànao sitrakao, tononkira.serasera.org hanadio ny otako
Jesosy ô!
BABONAO NY FOKO JESOSY O!
BABONAO SATRIA TIAKO LOATRA HIANAO
BABONAO NY FOKO JESOSY O!
BABONAO SATRIA KANTO LOATRA elkp HIANAO
FA TSY MISY IZAY TSARA TOA ANAO
Tonony sy Feony : RAKOTOBE Rinah

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antsa FitiavanaVangy : 2532
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : malilatiana
Daty : 02/04/2009 11:32