Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vol 2. BABONAO (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reférence :
« tononkira.serasera.org Isika tia, satria Izy efa dia antsika taloha. » (1 Jaona 4:19)
---------------------------------------------------------------------
1. Inona re no iriko tahaka Anao Jesosy ô!
Ny laza ocujs soa, voninahitra, nuxnt harena koa
Sanatria
Fa zava-poana ireo
Mihelina avokoa
Fa tsy misy izay mahasoa
Jesosy ô!
2. Hianao Jesoa no tiako sy mamiko
Satria Hianao ilay efa tia ahy taloha
Nahafoy aina Hianao
Ny rànao sitrakao, hanadio ny otako
Jesosy ô!
BABONAO NY efjb FOKO JESOSY O!
BABONAO SATRIA TIAKO LOATRA HIANAO
BABONAO NY FOKO JESOSY O!
BABONAO SATRIA KANTO LOATRA HIANAO
FA TSY MISY IZAY TSARA TOA ANAO
Tonony sy Feony : RAKOTOBE Rinah

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Antsa FitiavanaVisites : 2557
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : malilatiana
Date : 02/04/2009 11:32