Jeso Fananako (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy manana atolotra fa hoe mahantra loatra
Tsy misy hitarainana, miady mafy @fiainana
ô!iza no mpangoraka? Izao izahay efa trotraka
Very fanantenana, tsy misy hifaharana
Ref: Ho kivy ve ho sanatria,
manana Anao Mpamonjy tia
Hiantoraka eo Aminao, ho eo an-tratranao
Na handao ireo havana,
Na hahafoy koa ireo namana
Ianao no fananako, am-pelatanako
Ny harena mora potika,Ny laza voninahitra
Tsy azo hianteherana, mandalo sy miserana
tononkira.serasera.org Jeso no antenaiko, manome izay ilaiko
Tsy misy qptf izay tsy vitany, ny maty aza qhapkh natsangany
Ref: Ho kivy ve ho sanatria,
manana Anao Mpamonjy tia
Hiantoraka eo Aminao,
Ho eo an-tratranao
Na handao ireo namana na hahafoy koa ireo havana ohpofq Ianao no fananako, am-pelatanako
Hiroso hatrany izany dia
Na inona hanjo ety
Tsy misy hahasaraka Aminao
Na izao tontolo izao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AmbasadôràHits : 2062
Likes : 0 Like
Created by : Fanaja Mandranto
Date : 07/04/2020 21:17