Vonjeo ny taninay (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vohay ny lanitrao Andriamanitray fiqljr ô !
Ka midina Ianao vonjeo ny taninay
Ka ny tananao hihazona hampijoro
Tsy ho potraka tsy ho jltirhmt lavo tsy ho lao
Ny Nosindrazanay
Mba ho Ianao ihany anie no ho tompoiny
Ataony ambony indrindra htjjm
Hanendry izay mpitondra
Ka fiadanana anie tononkira.serasera.org sy fandriam-pahalemana
No ampanjakao eto amin’ny taninay
Ka fiadanana anie sy fandriam-pahalemana
No ampanjakao eto amin’ny taninay.
Ka midina Ianao vonjeo ny taninay
Ka ny tananao hihazona hampijoro
Tsy ho potraka tsy ho jltirhmt lavo tsy ho lao
Ny Nosindrazanay
Mba ho Ianao ihany anie no ho tompoiny
Ataony ambony indrindra htjjm
Hanendry izay mpitondra
Ka fiadanana anie tononkira.serasera.org sy fandriam-pahalemana
No ampanjakao eto amin’ny taninay
Ka fiadanana anie sy fandriam-pahalemana
No ampanjakao eto amin’ny taninay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AkoHits : 5858
Likes : 0 Like
Created by : Andry Rabeza
Date : 27/05/2002 07:57
