MIDERA ANAO NY FOKO (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Deraiko fa tsara ny anaranao Ray
Deraiko foana mandrakizay eh
Deraiko fa be voninahitra an
Deraiko ianao Andriamanitra an


2)Na mafy mafaitra ny fisedrana
Deraiko foana ny anaranao eh
Hifaly aminao ny fo sy fanahy eh
Hidera aho tsy misy ny mampanahy


Ny foko hidera ny anaranao Ray
Fa tsara eh eh eh
Fa tsara an an an
Satriko foana hidera anao ô ô ô
Hidera hidera ny anaranao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NY AFAKA FJKM ANKADIKELY
Visites : 1929
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andoez
Date : 09/07/2012 09:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733