Mbola ho avy (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ho avy mantsy ilay andro
Ahafantesantsika izao
Amin’izay fotoana izay izaho sy ianao

Tsy hifanatri-tava intsony
Fa hiverina ho vovok’indray
Veloma ihany ncjcoi sombinaiko,veloma

Raha sendra ka mbola tsy tononkira.serasera.org vita
’Zay rehetra nokasaina hatao
Aoka hivalona tsy ho rsuk hita fa izao:

Any an-danita any angamba
Na any an-toeran-kafa koa
N’aiza n’aiza misy anao;alehako

Na dia ho fahatsiarovana aza sisa
Ny amiko sy ny momba anao
Mbola hisy dyjxp foana hitanisa ny fiananao

Mbola ho avy mantsy ilay andro
Ahafantesantsika izao
Amin’izay fotoana izay izaho sy ianao

Tsy hifanatri-tava intsony
Fa hiverina ho vovok’indray
Veloma ihany sombinaiko,veloma

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nono
Vangy : 4555
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 14/06/2003 08:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0655