Hoy ianao (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
chdz Hoy ianao: Ny fiainana tsy vita moramora,
Fa miha-sarotra isan’andro isan’andro, isan’ora
Fa na dia hisy aza izany na tsy hisy
Ny omaly ihany no mbola androany
Tsy ampiampy foana ny tononkira.serasera.org ato an-trano...
Hoy ianao: Mbola ho hitantsika ny hasambarana
rwizqdc Mba efa sasa-niandry aho
Tsy mbola hitako nanarangarana
Fa na dia hisy aza izany na tsy hisy,
Ny omaly ihany no mbola androany,
Tsy zarizary akia ka mankarary...
Hoy ianao: Hiezaka aho hanao ny mety
Mba hamerena indray ny lohataona,vetivety
Fa na dia tsy hisy aza izany na tsy hisy
Ny omaly ihany no mbola androany
Manahy mafy aho, mangatsiaka aho...
xnkvdfhc

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NonoHits : 22345
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 25/10/2001 16:10