Hira iray (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira iray
Rehefa midorehatra menamena be
Iny fara-vodilanitra iny
Mahatsiaro anao, mahatsiaro anao aho

Isaky ny malomaloka ny andro
Mitampifipify ilay masoandro
Mahatsiaro anao, mahatsiaro anao aho

Hirahira iray hira antsika izay  
Poti-taratasy kely izay
Nitantaranao ny fiainanao

Hira iray vola tsy ampy lava
Hira iray sakafo diso vava
Hira iray noana tsisy farany
Ainga tsisy làlany

Tsy tantaran’olona mihaja ambony iray
Na zanaky ny bxjqek ambanimbany kely xwlcts hoa
Matsiaro anao matsiaro anao

Hira iray vola tononkira.serasera.org tsy ampy lava
Hira iray sakafo diso vava
Hira iray ketroky ny jaly
Sempotry ny ekqgakh omaly

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nono
Vangy : 11114
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsitsy
Daty : 02/08/2004 01:08
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119