Foana (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foana , ny fotoana
Fa toy ny vao omaly
Ny roapolo taona
Nahalalako anao
Nahalalako anao
gqphndi tononkira.serasera.org Ny ato an-tranontsika
raaplrb Impiry miova bika
O! impiry
Ny zanan-tsika aza
Efa mianatra mandihy
Mianatra mandihy
dzrge La!la!la!la!
Fa toy ny vao omaly
Ny roapolo taona
Nahalalako anao
Nahalalako anao
gqphndi tononkira.serasera.org Ny ato an-tranontsika
raaplrb Impiry miova bika
O! impiry
Ny zanan-tsika aza
Efa mianatra mandihy
Mianatra mandihy
dzrge La!la!la!la!
--------
Link:
