Eto anatrehan'Andriamanitra (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto anatrehan’ Andriamanitra
Sy ny lanitr
Manaiky anao
Manaiky anao ho vadiko aho,
Manaiky anao
Ireo koa ny ambanin’ ny lanitra,
Mahita izao fotoana izao
Manaiky anao ho vadiko aho
Manaiky anao.

Fa n’inoninona mety hanjo
Na ho faly aho na hijaly hoa,
Tiako ianao ... Tiako ianao
Manaiky anao
Ka hatramin’ izao fotoana izao
Na ho mandrakizay, raha toa tianao,
Tiako ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nono
Vangy : 8357
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 26/10/2001 23:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135