Ankizy milalao (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankizy maromaro milalao
Mifaly havanja , mikiakiaka
Falifaly, mihorakoraka.
Ankizy maromaro milalao
Tehaka, hira, fa diavolana
Falifaly, mihorahoraka
Harivariva ny andro
Mody ilay masoandro
Ndao hiaraka hilalao
Harivariva ny andro
Mody ilay masoandro
Ndao hiaraka hilalao


http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nono
Vangy : 5014
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 26/10/2001 23:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115