Namana (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy namana ambarako anao Namana ‘zay tena tia anao Mety tsy mba tsapanao
Ny fisiany eo amin’ny fiainanao
Kanefa izy eo akaikinao
Izy ilay tsy mahafoy anao izany
Mijery ny ataonao hatrany
Fa mhrccqqf ianao no minia tsy mihaino ny feony
Manambitamby anao hatrany handray ny fitiavany
Misy namana ambarako anao Namana ‘zay tena tia anao Mety tsy mba tsapanao
Ny fisiany eo amin’ny fiainanao
Kanefa izy eo akaikinao
Izy ilay tsy mahafoy anao izany
Mijery ny ataonao hatrany
Fa ianao no minia tsy mihaino ny feony
Manambitamby anao hatrany
Jesosy ibie ilay sakaiza tia anao
Izy ilay tsy mahafoy hatramin’izao
Fa ianao no minia tsy mihaino ny feony
Manambitamby anao hatrany handray ny fitiavany
Ry tononkira.serasera.org namako ô avia fa miandry anao Jesosy
Manatsotra tanana aminao miandry anao hatramin’izao
Aza dia variana loatra ianao fa izy sasa-miandry anao
T/F : rjmppb Fetraniaina

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Vangy : 721
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 07/05/2025 07:50