Namana (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy namana ambarako anao Namana ‘zay  tena tia  anao Mety  tononkira.serasera.org tsy mba  tsapanao
Ny fisiany eo amin’ny fiainanao
Kanefa izy eo  akaikinao

Izy ilay  tsy mahafoy anao izany
Mijery ny ataonao hatrany
Fa  ianao no minia  tsy mihaino ny feony
Manambitamby anao hatrany handray ny fitiavany

Misy namana ambarako anao Namana ‘zay  tena tia  anao Mety tsy mba  tsapanao
Ny fisiany eo amin’ny fiainanao
Kanefa izy eo  akaikinao

Izy ilay  kqpax tsy mahafoy anao izany
Mijery ny ataonao hatrany
Fa  ianao no minia  tsy mihaino ny feony
Manambitamby anao hatrany
Jesosy ilay  sakaiza tia  anao
Izy ilay ujikti  tsy mahafoy hatramin’izao
Fa  ianao no minia  tsy mihaino ny feony
Manambitamby anao hatrany handray ny fitiavany
Ry namako ô avia  fa miandry anao Jesosy
Manatsotra tanana aminao miandry anao hatramin’izao
Aza dia  variana loatra ianao fa izy fyrfq sasa-miandry anao


T/F : Fetraniaina

--------
Link:
Comments
Fenodera-Philberto ( 07/05/2025 07:50)
Namana
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0527