Mila Anao (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô maro ny olan’ity fiainanay ka vonjeonaoMaro ireo ady atrehanay ety
Efa mila tsy ho zakan’ny sainay Tompo ô
Mila anao izahay Tompo ô
Hamonjy anay fa mijaly x2
Ampio ‘zahay Tompo ô
Fa mila tsy ho zaka intsony ny fiainan
Tsika olombelona aza mitanondrika fa mitrakà
Asandrato ny feo
N’inoninona ny olana aminao
Antsoy Jesô fa ho valiany ianao Tompo ô
Mila anao izahay Tompo ô
Hamonjy anay fa mijaly x2
Ampio ‘zahay Tompo ô
Fa mila tsy ho zaka intsony ny fiainanay
A/C : Nesto
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Vangy : 107
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/05/2025 12:59