Mila Anao (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô maro ny olan’ity fiainanay ka  vonjeonao
Maro ireo ady  atrehanay ety
Efa  mila  tsy ho zakan’ny sainay Tompo ô

Mila anao izahay Tompo ô
Hamonjy anay fa mijaly                  vuksgf                          x2
Ampio  ‘zahay Tompo ô
Fa  mila  tsy ho zaka intsony ny fiainan

Tsika olombelona aza  mitanondrika fa mitrakà
Asandrato bsajajp ny feo
N’inoninona ny olana aminao
Antsoy Jesô fa ho valiany ianao Tompo ô

Mila anao izahay tononkira.serasera.org Tompo ô
Hamonjy anay fa mijaly                                        x2
Ampio  ‘zahay Tompo ô
Fa  mila  tsy ho zaka lhjtc intsony ny fiainanay


A/C : Nesto

--------
Lien:
Commentaires
Fenodera-Philberto ( 12/05/2025 12:59)
Mila Anao
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403