Sambasamba (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambasamba aho mahita anao
Miramirana toy izao
Adinodino ’reo olana
’Zay tononkira.serasera.org mangeja ny fiainanao
Aringano ’reo fefy taloha
Nampizarazara hatrizay
Aminay dia mitovy avokoa
embxzfiz K’aoka isika hitambatra ho iray
Sambasamba hatrizay
Ianao miaraka aminay
Fa lanonana ny aty
Tsy anenenana ho doria
’Zahay hanala sorisory
Sy ’reo zava-mampahory
Hiezaka ny ojwj hamalifaly
Fa ny androany tsy toy ny omaly
ccijepat NJILA
Miramirana toy izao
Adinodino ’reo olana
’Zay tononkira.serasera.org mangeja ny fiainanao
Aringano ’reo fefy taloha
Nampizarazara hatrizay
Aminay dia mitovy avokoa
embxzfiz K’aoka isika hitambatra ho iray
Sambasamba hatrizay
Ianao miaraka aminay
Fa lanonana ny aty
Tsy anenenana ho doria
’Zahay hanala sorisory
Sy ’reo zava-mampahory
Hiezaka ny ojwj hamalifaly
Fa ny androany tsy toy ny omaly
ccijepat NJILA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 8366
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 09/07/2003 07:02
