Fitia mifamaly (Nina's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pyrl Adala ny fo rehefa tia
Tena jamba, ihany koa ny maso tononkira.serasera.org rehefa tia
Tsy te hijery olon-kafa, tsy hitady an'izan 'iza
Afa tsy ianao irery ihany

Ataovy fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ny fo
Mba tsy hisian 'ny tebitebin-tsaina, tsy mivezivezy hanala ny aretin-doha

Marary ny fo rehefa tia
Mangaina ny loha sao sanatria, matahotra ny ho very
Tsy zatra ny mitoetr 'irery, manahy aho, manahy aho.

Ataovy fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ny fo
Mba tsy hisian 'ny ujgboltz tebitebin-tsaina, tsy hpbmvehl mivezivezy hanala ny aretin-doha

--------
Link:
Comments
yla2004 ( 24/08/2016 15:27)
Azafady!!!!!Aza ahitsy kely ny tonokirako an!!!!!!!
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nina's
Hits : 4543
Likes : 1 Like
Created by : yla2004
Date : 23/02/2016 22:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0802