Fitia mifamaly (Nina's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adala ny fo rehefa tia
Tena jamba, ihany koa ny maso rehefa tia
Tsy te hijery olon-kafa, tsy hitady an'izan 'iza
Afa tsy ianao irery nydbgcnz ihany
Ataovy fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina oemkx ny fo
Mba tsy hisian 'ny tebitebin-tsaina, tsy mivezivezy hanala ny aretin-doha
Marary ny fo rehefa tia
Mangaina ny loha sao sanatria, matahotra ny ho very
Tsy zatra ny jwdnc mitoetr 'irery, manahy aho, manahy aho.
Ataovy fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ny fo
Mba tononkira.serasera.org tsy hisian 'ny tebitebin-tsaina, tsy mivezivezy hanala ny aretin-doha

--------
Lien:
Commentaires
yla2004
(
24/08/2016 15:27)
Azafady!!!!!Aza ahitsy kely ny tonokirako an!!!!!!!