Telefônina (NELLY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niantso anao aho omaly,
Toa tsy nahazo
Niantso anao aho teo,
Toa tsy voarainao
     Tonga ny alina, misaintsaina ny andro yzvfieif aho
   zuoa  ehfakcvw   Ka lasa saina hoe fa nahoana no tsy iresahanao?
      Mbola tezitra amiko ve ianao hatramin’izao?
      Nefa na dia eo aza izany, tononkira.serasera.org tsy mampanahy ahy.
Hiantso anao aho avy eo,
Toa matahotra aho,
Matahotra aho sao hahazo teny maharary
Na koa  hoe tsy horaisinao.
       Tonga ny alina...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NELLY
Vangy : 2312
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rainimala
Daty : 28/09/2006 22:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437