Ndondolah sy Tahiry

All photos...
Submitted by Rouv.koff 03/04/2003 22:40
Ndondolah sy Tahiry's song 13 Click here
Hits : 16180
Likes : 0 Like
More info
Dondolah sy Tahiry dia olona mpianadahy.Izy ireo dia mpihira nalaza teto amintsika ,teo aloha teo ry zareo dia somary maty kely ny tarika .Ary amin'izao dia efa malaza be ndray ry zareo.Ary ny nampalaza azy dia t@ ilay hira hoe "c'est le bon sy Aza ampirafesina"Ary izy dia artiste mahay mihira tsara.
Comments about Ndondolah sy Tahiry

Rouv.koff (04/04/2003 03:40)
Dondolah sy Tahiry dia olona mpianadahy.Izy ireo dia mpihira nalaza teto amintsika ,teo aloha teo ry zareo dia somary maty kely ny tarika .Ary amin'izao dia efa malaza be ndray ry zareo.Ary ny nampalaza azy dia t@ ilay hira hoe "c'est le bon sy Aza ampirafesina"
Ary izy dia artiste mahay mihira tsara.
Ary izy dia artiste mahay mihira tsara.