Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izahay roa (Ndondolah sy Tahiry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sendra tiana , tsy foina tojo namana feno fitia
Mahita anao foana
Tsy irery aho, tsy mba kivy
Rehefa sendra irery iny aho
Lasa saina manembona ednxw izany
Tsaroko foana ilay isika nifananihany
Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho atakalo,tsy mba inoako ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy ratsy fitia
Rehefa tonga ny hariva
Toa malaina tononkira.serasera.org hisaraka izany
Tsy andriko ny ampitso,
Hahitanao indray, ilay fitiavako tnjrtxxt mamy
Mila tsy hahita tory
Lasa embona, manembona csxzy izany
Tena zatra anao ny fo
Ny ampitso tsy mety ho androany
Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho atakalo,tsy mba inoako ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy ratsy fitia
Mahita anao foana
Tsy irery aho, tsy mba kivy
Rehefa sendra irery iny aho
Lasa saina manembona ednxw izany
Tsaroko foana ilay isika nifananihany
Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho atakalo,tsy mba inoako ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy ratsy fitia
Rehefa tonga ny hariva
Toa malaina tononkira.serasera.org hisaraka izany
Tsy andriko ny ampitso,
Hahitanao indray, ilay fitiavako tnjrtxxt mamy
Mila tsy hahita tory
Lasa embona, manembona csxzy izany
Tena zatra anao ny fo
Ny ampitso tsy mety ho androany
Ianao ilay diamontra, saphira tsy foiko
Tsy ho atakalo,tsy mba inoako ho soloiko
Toa voakazo tsy mba fanary odiny
Tsy very, tsy ratsy fitia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndondolah sy TahiryHits : 8594
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 28/12/2022 00:43
