Hay tratrako ianao (Ndondolah sy Tahiry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tondro molotra kelyno nitsena ahy am-bavahady ooo
fahatairana, hafa fijery
dia nidika ho fambara ratsy eee
ilay malala tsy foiko
vao namoaka olon-kafa alan-trano ooo
tantara maty paika taloha
tara kely dia nampiditra angano eee
Hay ! tena tratrako ianao
sady ambodi-omby inianao natao ooo
hay malala be fikafika
ka manao irony fiainanan’alika e!
Malala hafa fitafy
hafa fihaingo toa mampiana-dratsy eee!
mi-rouler "r" raha vao miteny
Remba maso izy rehefa mijery eee
Akama mody sari-tamana
mody tsotra , mody sarisariaka eee
Kary mainty tena joko tsoriaka
menarana fa tsy raozy baliaka eee
Hay tena tratrako ianao
tena namako akaiky tsotra izao ooo
Ts’isy tahotra na vadin’akama
nefa ny ahy aloha no tena adala eee!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndondolah sy TahiryVangy : 15083
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : babycool
Daty : 24/01/2006 17:11