Aza ampirafesina (Ndondolah sy Tahiry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza ataonao izao izaho
f’izaho mbôla tia anao
Aza ampijaliana
f’izaho moa nanino ô
Marary loatra anatin’akahy
Marary mampitomany

Chérie
Angaha tsy hoe hilokaloka fitia
Chérie
Angaha pmavb tsy hoe mandrakizay izy ity
Chérie
Aza ampirafesinao izaho
Aza hadino voady nifanaovana

Marary arô izaho iny

Inona tononkira.serasera.org ary no tsy ampy aminao
ho tanterahiko marigne
Fa aza ataonao izao izaho
mijaly mafy aho miaritra acxiyt e

Chérie
Angaha tsy hoe hilokaloka fitia
Chérie
Angaha ggzkqe tsy hoe mandrakizay izy ity
Chérie
Aza ampirafesinao izaho
Aza hadino voady nifanaovana

...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0151