ASIO KONFIANSY (Ndondolah sy Tahiry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ASIO KONFIANSY

Ambelao ambadika any moa zaho cheri
Anasory kelikely ty jalousie
Ambelao mba hande irery fa teritery
Mba ekeo tsimoramora aho raha tianao
    ref: Asio konfiansy, araho fitiavana
           Asio konfiansy, f’izaho tsy hivadika
        tononkira.serasera.org    An an an...aoka aloha
          uxcknmze  An an an...andraso kely
           An an an...matahotra aho
       cbzhj     An an an... fa ianao misy mijerijery

Avelao mba pgfx hiantsena aho mba hande irery
Ametraho vola kely aho hijerijery
Avelao mba hisafidy aho zay tiako o
Reo mba tsara metimety my bikako o
   ref:...

Avelao mba hande hibaly moa zaho cheri
Anasory kelikely ty jalousie
Avelao mba handihy irery irery aho malalako o
Mba ekeo tsimoramora zay tiako o
   ref:...

Avelao indray zaho mba hande irery ka!
Konfians kely fotsiny anie e...
Maty zaho o!
   ref:...(2fois)

Ndondolah sy Tahiry

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ndondolah sy Tahiry
Vangy : 6312
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : natimimi
Daty : 30/10/2008 08:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032