Kamboty fitia (Ndondolah sy Tahiry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriako raha tianao
ny tiako sy tianao
Ny mamy niaraha-nifaly
Ny fonao sy ny ahy iriako raha mety
Ho tonga hitambatra ho iray
Ny tianao sy tiako anilan’ny tsara
Tsaroako kbzcg fa mavesatra
Ekenao ve (2) fa misy
Fitiavana mamy anatiko ao
Asa re raha kilalao ny fifankatiavantsika roa rxkoj
Izao fiarahantsika izao na tena matotra tokoa
Fiangaviana ihany ny ahy
Fa tononkira.serasera.org tsy voatery ho anao
Ankamantatra ho ahy
Izao fiainantsika izao
Raha kamboty fitia aho dia very
Tsaroako fa tsy mba ho sambatra any aho kpqsjt
ny tiako sy tianao
Ny mamy niaraha-nifaly
Ny fonao sy ny ahy iriako raha mety
Ho tonga hitambatra ho iray
Ny tianao sy tiako anilan’ny tsara
Tsaroako kbzcg fa mavesatra
Ekenao ve (2) fa misy
Fitiavana mamy anatiko ao
Asa re raha kilalao ny fifankatiavantsika roa rxkoj
Izao fiarahantsika izao na tena matotra tokoa
Fiangaviana ihany ny ahy
Fa tononkira.serasera.org tsy voatery ho anao
Ankamantatra ho ahy
Izao fiainantsika izao
Raha kamboty fitia aho dia very
Tsaroako fa tsy mba ho sambatra any aho kpqsjt
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndondolah sy TahiryVangy : 19259
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/04/2006 06:50
