Hevitra momba an'i Ndondolah sy Tahiry

Hiverina amin'ny Ndondolah sy Tahiry Hampiditra hevitra
BadGirl ( 01/04/2008 13:38)
Tena tsy mbola misy manana ny tonon'ilay AO OA VE? Ao moa mba omeo e!
BadGirl ( 03/03/2008 14:22)
Tahiry, Mety aminao ny toy ireny hira ireny" HAY MOA E"
babycool ( 28/10/2006 14:30)
ndry!!!
sur fôna akia ry zokivavy a!!sady ao ny fihetsika, ao ny feo ary ao koa ny tsiky.mahafinarita e!!
Simpona ( 11/09/2006 17:49)
Trimobe > misy jerena sa misy hohanin'i trimobe ;)
Ra za kosa laou no hataon'i tahiry we "Hay tratrako ianao" mety mba mibotsmboutsn miits za, lol
Tatatsiresy ( 10/08/2006 15:40)
Tatatsiresy:Sao dia mba misy manana ny tonin'ilay "marary izany"iny ianareo é?Misaotra mialoha nampiditra azy hovakian'ny namana rehetra e!
petite ( 06/08/2006 13:06)
sao dia mba miy mahalala ny azo atao raha hiditra fan's??
dupouyfab ( 07/01/2006 16:56)
nareo kosa tsy misy kianina eh,tena milay eh reveko foana
trimobe ( 04/11/2005 21:19)
Nahita ireo tany Toulouse aho ary sady màzana no mahay mihetsika be i Tahiry sady misyho jerena
Rouv.koff ( 04/04/2003 03:40)
Dondolah sy Tahiry dia olona mpianadahy.Izy ireo dia mpihira nalaza teto amintsika ,teo aloha teo ry zareo dia somary maty kely ny tarika .Ary amin'izao dia efa malaza be ndray ry zareo.Ary ny nampalaza azy dia t@ ilay hira hoe "c'est le bon sy Aza ampirafesina"
Ary izy dia artiste mahay mihira tsara.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1765