Tovovavy malagasy (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Katsaho ange, tononkira.serasera.org tadiavo re
Ry zazavavy jcaldk te ho gasigasy
Ilay fihetsikao sy ny fombanao
Ahitana fa ianao dia hqaawbuh malagasy
Nentin-drazanao, zjqzniev tsy foroninao
Fa nanendrika ireo havanao taloha
Ianaranao, tsy ajanonao
Fa tohizanao sy mba hajainao koa.
Ny lambanao zavavy
Ny elonao ry Ikala
Mahagaga ireo mpiavy
Tsy manan-tsahala
Hivereno indray ny mahagasy anao
Toy ny fahizay fa adidinao
Mampiavaka sy mandravaka
Mba ho tazana ny nentin-drazana.
Ry zazavavy jcaldk te ho gasigasy
Ilay fihetsikao sy ny fombanao
Ahitana fa ianao dia hqaawbuh malagasy
Nentin-drazanao, zjqzniev tsy foroninao
Fa nanendrika ireo havanao taloha
Ianaranao, tsy ajanonao
Fa tohizanao sy mba hajainao koa.
Ny lambanao zavavy
Ny elonao ry Ikala
Mahagaga ireo mpiavy
Tsy manan-tsahala
Hivereno indray ny mahagasy anao
Toy ny fahizay fa adidinao
Mampiavaka sy mandravaka
Mba ho tazana ny nentin-drazana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 4964
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/01/2004 15:03
