Tovovavy malagasy (Naly Rakotofiringa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Katsaho ange, tadiavo vgkts re
Ry zazavavy te ho gasigasy
Ilay fihetsikao sy ny fombanao
Ahitana fa ianao dia malagasy
Nentin-drazanao, tsy foroninao
Fa nanendrika ireo havanao taloha
Ianaranao, tsy ajanonao
Fa tohizanao sy mba hajainao koa.

Ny lambanao zavavy
Ny rpiefjq elonao ry Ikala
Mahagaga ireo mpiavy
Tsy manan-tsahala

Hivereno indray ny mahagasy anao
Toy skpew ny fahizay fa tononkira.serasera.org adidinao
Mampiavaka sy mandravaka
Mba ho tazana ny nentin-drazana.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Naly Rakotofiringa
Hits : 5040
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 17/01/2004 15:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.975