Tovovavy malagasy (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Katsaho ange, tadiavo re
Ry zazavavy te ho gasigasy
Ilay fihetsikao sy ny yrbr fombanao
Ahitana fa ianao dia malagasy
Nentin-drazanao, tsy foroninao
Fa nanendrika ireo havanao taloha
Ianaranao, tononkira.serasera.org tsy ajanonao
Fa tohizanao sy mba hajainao koa.
Ny lambanao zavavy
Ny elonao ry pqnbpi Ikala
Mahagaga ireo mpiavy
Tsy manan-tsahala
Hivereno indray ny mahagasy anao
Toy ny ifushqs fahizay fa adidinao
Mampiavaka sy mandravaka
Mba ho tazana ny nentin-drazana.
Ry zazavavy te ho gasigasy
Ilay fihetsikao sy ny yrbr fombanao
Ahitana fa ianao dia malagasy
Nentin-drazanao, tsy foroninao
Fa nanendrika ireo havanao taloha
Ianaranao, tononkira.serasera.org tsy ajanonao
Fa tohizanao sy mba hajainao koa.
Ny lambanao zavavy
Ny elonao ry pqnbpi Ikala
Mahagaga ireo mpiavy
Tsy manan-tsahala
Hivereno indray ny mahagasy anao
Toy ny ifushqs fahizay fa adidinao
Mampiavaka sy mandravaka
Mba ho tazana ny nentin-drazana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 4912
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/01/2004 15:03
