LANITRA MANGA (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana no misy ny lanitra manga
Hilalaovan’ny rahona manangasanga
Nahoana no misy ny alina tony
Hamirapiratan’ny volana eny ambony
Nahoana, nahoana ny tany no feno hoso-doko
Ravahin-tsahondra sy felan’avoko
Nahoana no misy ny rano swqn zlnky an’ony
Nahoana tononkira.serasera.org no efyfpd misy ny hazo mamony
Raha fantatrao ny mampisy an’ireny
Kalo mangina fa tsy mba miteny
Bitsika moana sy hira miloko
Sary mivaingana natao hindram-peo
Raha fantatrao ny mampisy an’ireo
Dia ho fantatrao ny antsan’ny foko
Hilalaovan’ny rahona manangasanga
Nahoana no misy ny alina tony
Hamirapiratan’ny volana eny ambony
Nahoana, nahoana ny tany no feno hoso-doko
Ravahin-tsahondra sy felan’avoko
Nahoana no misy ny rano swqn zlnky an’ony
Nahoana tononkira.serasera.org no efyfpd misy ny hazo mamony
Raha fantatrao ny mampisy an’ireny
Kalo mangina fa tsy mba miteny
Bitsika moana sy hira miloko
Sary mivaingana natao hindram-peo
Raha fantatrao ny mampisy an’ireo
Dia ho fantatrao ny antsan’ny foko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 5138
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 04/11/2003 16:54
