MIVALO AMINAO (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivalo aminao anie jrpj aho ry tany!
Henoinao kely mxtx ‘ty fo mitomany,
Ineny malala efa lasa nankany
Idada tsy foiko avelao eto ihany.
Dada ô! aiza ny làlana nombanareo e!
Neny ô! hanaraka anareo re no sitrako izao, .
Aleoko maty manaraka anareo
Toy izay velom-poana mijaly toy izao.
Dada ô! mivalo aminao zmotsdbq aho ry tany
Neny ô ! henoinao ‘ty feo mitomany
Fa tononkira.serasera.org mijaly aok’ izany .
Henoinao kely mxtx ‘ty fo mitomany,
Ineny malala efa lasa nankany
Idada tsy foiko avelao eto ihany.
Dada ô! aiza ny làlana nombanareo e!
Neny ô! hanaraka anareo re no sitrako izao, .
Aleoko maty manaraka anareo
Toy izay velom-poana mijaly toy izao.
Dada ô! mivalo aminao zmotsdbq aho ry tany
Neny ô ! henoinao ‘ty feo mitomany
Fa tononkira.serasera.org mijaly aok’ izany .
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 7488
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 07/10/2008 19:59
