TONGA VAHINY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yo o yo io io o yo
zava-baovao
Aiza ny tompon-tanana mihetsiketseha fa tonga vahiny e
aiza ny tompon-tanana mihetsiketseha ô

Aiza i lisy (3) fa tonga ny polisy

aiza i soa (3) nivarotra laisoa

aiza i koto (3) fa tratra nanao maloto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Vangy : 795
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 05/08/2020 13:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1239