VATO FEHIZORO (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra izay tafaray
Amin'i Jeso ho mandrakizay
Fa manana antoka tsy voahozongonzona
Satria ny fiainanay dia tsara orina
REFRAIN
Fa Jeso no vato fehizoro
Izay miaraka Aminy dia tsy mba mikoro
Izy no vatolampy tsara indrindra
Ny fitantanany eeyheho dia tena mirindra
Ka andeha isika hanatona Azy
F'Izy jviac handray tokoa izay xnwi tena mitady
F' Izy hamaly soa izay tena mitady
Sambatra izay tafatoetra
Amin'i Jeso fa tsy hanjoretra
Na sarotra ny dia hahita tononkira.serasera.org fifaliana
Satria Jeso nekeny ho olon-tiana
Sambatra izay sahy milaza
Ny Tompo Jeso ho tena sakaiza
Mahazo tambitamby anati-mahory
F' ilay sakaizany tsy mba matory
Auteur Compositeur : Jimmy ANDRIANJAKA
Amin'i Jeso ho mandrakizay
Fa manana antoka tsy voahozongonzona
Satria ny fiainanay dia tsara orina
REFRAIN
Fa Jeso no vato fehizoro
Izay miaraka Aminy dia tsy mba mikoro
Izy no vatolampy tsara indrindra
Ny fitantanany eeyheho dia tena mirindra
Ka andeha isika hanatona Azy
F'Izy jviac handray tokoa izay xnwi tena mitady
F' Izy hamaly soa izay tena mitady
Sambatra izay tafatoetra
Amin'i Jeso fa tsy hanjoretra
Na sarotra ny dia hahita tononkira.serasera.org fifaliana
Satria Jeso nekeny ho olon-tiana
Sambatra izay sahy milaza
Ny Tompo Jeso ho tena sakaiza
Mahazo tambitamby anati-mahory
F' ilay sakaizany tsy mba matory
Auteur Compositeur : Jimmy ANDRIANJAKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANAVangy : 3315
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 02/09/2009 09:35
