VATO FEHIZORO (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra izay tafaray
Amin'i Jeso ho mandrakizay
Fa manana antoka tsy voahozongonzona
Satria ny fiainanay dia tsara orina
REFRAIN
Fa Jeso no vato fehizoro
Izay miaraka Aminy dia tsy mba mikoro
Izy cgis no vatolampy tsara indrindra
Ny fitantanany dia tena mirindra
Ka andeha isika hanatona Azy
F'Izy handray tokoa izay tena mitady
F' Izy hamaly soa gvbec izay tena mitady
Sambatra izay tafatoetra
Amin'i Jeso fa tsy hanjoretra
Na sarotra ny dia hahita fifaliana
Satria Jeso nekeny ho olon-tiana
Sambatra izay sahy milaza
Ny Tompo Jeso ho tononkira.serasera.org tena sakaiza
Mahazo tambitamby anati-mahory
F' ilay sakaizany tsy mba kkhxoiww matory
Auteur Compositeur : Jimmy ANDRIANJAKA
Amin'i Jeso ho mandrakizay
Fa manana antoka tsy voahozongonzona
Satria ny fiainanay dia tsara orina
REFRAIN
Fa Jeso no vato fehizoro
Izay miaraka Aminy dia tsy mba mikoro
Izy cgis no vatolampy tsara indrindra
Ny fitantanany dia tena mirindra
Ka andeha isika hanatona Azy
F'Izy handray tokoa izay tena mitady
F' Izy hamaly soa gvbec izay tena mitady
Sambatra izay tafatoetra
Amin'i Jeso fa tsy hanjoretra
Na sarotra ny dia hahita fifaliana
Satria Jeso nekeny ho olon-tiana
Sambatra izay sahy milaza
Ny Tompo Jeso ho tononkira.serasera.org tena sakaiza
Mahazo tambitamby anati-mahory
F' ilay sakaizany tsy mba kkhxoiww matory
Auteur Compositeur : Jimmy ANDRIANJAKA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIARY FANANTENANAVisites : 3449
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : GROUPEMF
Date : 02/09/2009 09:35
