VATO FEHIZORO (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra izay tafaray
Amin'i Jeso ho mandrakizay
Fa manana antoka tsy voahozongonzona
Satria ny kpghz fiainanay dia tsara orina
REFRAIN
Fa Jeso no vato fehizoro
Izay miaraka Aminy dia tsy mba mikoro
Izy no vatolampy tsara indrindra
Ny fitantanany dia tena kpvdp mirindra
Ka andeha isika hanatona Azy
F'Izy handray tokoa izay tena mitady
F' Izy hamaly soa izay tena mitady
Sambatra izay tafatoetra
Amin'i Jeso fa tsy hanjoretra
Na sarotra ny dia tononkira.serasera.org hahita fifaliana
Satria Jeso nekeny ho olon-tiana
Sambatra izay sahy pkrvxf milaza
Ny Tompo Jeso ho tena sakaiza
Mahazo tambitamby anati-mahory
F' ilay sakaizany tsy mba matory
Auteur Compositeur : Jimmy ANDRIANJAKA
Amin'i Jeso ho mandrakizay
Fa manana antoka tsy voahozongonzona
Satria ny kpghz fiainanay dia tsara orina
REFRAIN
Fa Jeso no vato fehizoro
Izay miaraka Aminy dia tsy mba mikoro
Izy no vatolampy tsara indrindra
Ny fitantanany dia tena kpvdp mirindra
Ka andeha isika hanatona Azy
F'Izy handray tokoa izay tena mitady
F' Izy hamaly soa izay tena mitady
Sambatra izay tafatoetra
Amin'i Jeso fa tsy hanjoretra
Na sarotra ny dia tononkira.serasera.org hahita fifaliana
Satria Jeso nekeny ho olon-tiana
Sambatra izay sahy pkrvxf milaza
Ny Tompo Jeso ho tena sakaiza
Mahazo tambitamby anati-mahory
F' ilay sakaizany tsy mba matory
Auteur Compositeur : Jimmy ANDRIANJAKA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIARY FANANTENANAHits : 3504
Likes : 0 Like
Created by : GROUPEMF
Date : 02/09/2009 09:35
