HO ANAO (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bxpqifr Ho anao reraky ny adin-tsaina
Ity misy fiainana zowvs ho anao
Ho anao mahatsiaro toa very
Ity misy vonjy ho anao
Làlan-tokana hamaha ny olanao
Làlan-tokana hamonjena anao
Dia tononkira.serasera.org JESOSY KRISTY
Jesosy Kristy Mpamonjy anao
Jesosy Kristy no hamaha ny olanao
Nanome ny rany Izy
Nahafoy ny ainy Izy
Tamin'ny hazo fijaliana
Kanefa tsy tratry ny lo
Nandresy ny fasa-mangina
Velona mandrakizay
JESOSY KRISTY
Jesosy Mahery no hamonjy anao
Jesosy Mpandresy no hampandresy anao
Nanome ny rany Izy
Nahafoy ny ainy Izy
Satria tiany hianao
Raiso Izy ho Tomponao
Auteur Compositeur : Mamy itush
Ity misy fiainana zowvs ho anao
Ho anao mahatsiaro toa very
Ity misy vonjy ho anao
Làlan-tokana hamaha ny olanao
Làlan-tokana hamonjena anao
Dia tononkira.serasera.org JESOSY KRISTY
Jesosy Kristy Mpamonjy anao
Jesosy Kristy no hamaha ny olanao
Nanome ny rany Izy
Nahafoy ny ainy Izy
Tamin'ny hazo fijaliana
Kanefa tsy tratry ny lo
Nandresy ny fasa-mangina
Velona mandrakizay
JESOSY KRISTY
Jesosy Mahery no hamonjy anao
Jesosy Mpandresy no hampandresy anao
Nanome ny rany Izy
Nahafoy ny ainy Izy
Satria tiany hianao
Raiso Izy ho Tomponao
Auteur Compositeur : Mamy itush
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANAVangy : 2629
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 07/09/2009 06:45
