HERIKO HIANAO (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Heriko Hianao, tanjako HianaoAmpinga sy fiarovana mafy ho an'ny Fanahy
Andriko Hianao, aroko Hianao
Ny sandrinao mahery no indro itantananao ahy
REFRAIN
Asandratro Hianao Jeso Kristy
Deraiko Hianao Tompo tia
Ny haja sy ny hery rehetra dia ho Anao
Na misy arivo aza mianjera eo anilako
Dia izaho mbola hijoro
Satria Hianao no efa nataoko fialofana
Na misy alinalina lavo
Ny loza mitranga dia tsy mba hahazo ahy
Satria ny tànanao mahery no miambina ahy
Auteur-compositeur : Jimmy Andrianjaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIARY FANANTENANAHits : 2073
Likes : 0 Like
Created by : GROUPEMF
Date : 20/08/2009 08:26