HERIKO HIANAO (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Heriko Hianao, tanjako Hianao
Ampinga igeml sy fiarovana mafy ho an'ny Fanahy
Andriko Hianao, aroko Hianao
Ny sandrinao mahery no indro itantananao ahy
REFRAIN
Asandratro Hianao Jeso Kristy
Deraiko Hianao Tompo tia
Ny haja sy ny hery rehetra dia ho Anao
Na misy arivo aza mianjera eo zljths anilako
Dia izaho mbola hijoro
Satria Hianao no efa nataoko fialofana
Na misy alinalina lavo
Ny loza mitranga dia tsy mba holcg hahazo ahy
Satria ny tononkira.serasera.org tànanao mahery no miambina ahy
Auteur-compositeur : Jimmy Andrianjaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIARY FANANTENANAVisites : 2477
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : GROUPEMF
Date : 20/08/2009 08:26