Zovy (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noharinao izao rehetra izao (Andriamanitra)
Omenao avokoa mba swofar itoeranay
Hihoby izahay faly tena faly (tretrika tokoa)
Izay napetrakao ho mpanjakan'ny voary (2fois)
qlnwduu
Fiv.: Zovy no tsy hiandrandra (hidera haleloia) hanokatra ny vavany
Zovy no tsy tononkira.serasera.org hiankohoka (hangata_pamelana) hiondrika Aminao
Zovy no tsy hihaino (hivavaka mangina) sy hanome ny fony
Zovy no tsy hiandry hanantena hatrany
Fitahiana famonjena(2fois)
Ny rano an'ala ny voninkazo soa (zava_boaharinao)
Izay tazanina manintona avokoa
Kanto izy ireny fa asa_tananao (ka tandremanay)
Sambatra izahay fa miaraka ghal Aminao (2fois)

Zovy no tsy hiankohoka (hangata_pamelana) hiondrika Aminao

--------
Link: