You are here: home > Tononkira > Melky

EFA TIA (Melky)

N’inon n’inona ataonao dia tsarovy aho
N’aiza n’aiza misy anao dia mba tsarovy mihitsy aho
Fa izaho mantsy aty tsy manadino aho
Fa ny fitiavako ato anaty efa tia, efa tia

ref:
Izany, ’zany, zany mintsy aho rehefa tia
Fa ilay fitiavana
Tsy mba misy lainga ny ahy
’Zany, ’zany, izany mihitsy ilay fitia
Na dia lavitra anao azaTsiky dia ampy aho

Na dia lavitra aza ianao dia tiavo aho
Na dia lavitra ny fo dia tiavo foana aho
Fa izaho mantsy aty tena manina
Fa na irery aza ianao
Dia tsarovy foana aho

ref: (2x) ’zany, ’zany...

Ilay fitiavana hatrizay, izaho matoky
Ireo niarahana hatrizay, izaho matoky
Fa na ianao hahatsiaro ireo lasantsika
Na dia lavitra anao (2x) aza aho

ref: zany, zany...

Mpihira : Melky
Mpamaky : 9061
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : babylove
Tamin'ny : 12/04/2008 20:07:44
ID : 5170

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo